Annonces gratuites Vacances Europe Ajouter un site Les nouveaux sites Sites au hasard Sites à valider
Vols Séjours Hôtels Locations Thalasso Location
de voitures

Matériel photographique - AMBATOMANGA

Matériel photographique, AMBATOMANGA. Tanana miala 50 km antsinanan'Antanarivo Ambatomanga, vakimpileovany Manjakandriana izy, tantsaha tanteraka ny mponina, ary malaza aminy fiompiana omby sy ny fambolena vary, ary ny fanaovana harina ( charbon) satria dia midadasika tokoa ny ala ka nahatonga ny fitenenana hoe : « na ho tapitra aza ny ala antsinana. » Vatolampy mijoalajoala toa miendrika tendrombohitra, no tazana vao miala an'Ambohitaimerina, io Ambatomanga, ary ny fiangonana FJKM no miorina eo ankilany . Ny rovany Mpanjaka izay efa foana ankehitriny, dia nitoetra teo aminy toerana misy ny fiangonana Katolika amin'izao fotoana izao, ka nahatonga ny anaratanana manodidina hoe : Avaradrova, Atsimondrova, Antsinanandrova, Andrefandrova . Taminy androny fahampanjaka, ny renirano tao Baka vohitra kely alohan'ny hiditra an'Alarobia Ambatomanga dia nihadiana, fa havily lalana kanjo teo ampiadiana dia vaky ny rano ka lasan'ny vakimpileovana Ambatomanga sy ny faritra rehetra manodidina azy, dia teo no nipoiran'ny anarana hoe: VAKINIADIANA, dia izay no mahavakiniadiana ny vakiniadiana .
Mots cles : AMBATOMANGA, MANJAKANDRIANA, ALAROBIA, AMBOHIMALAZA, FJKM, VAKINIADIANA

http://www.ambatomanga.fr.vu


Découvrez nos autres sites de Matériel photographique, sites traitant du même thème que le site AMBATOMANGA.


Copyright © Zvoon
Annuaire des sites francophones classés par thème
Annuaire Annuaire gratuit Comparateur de prix Annuaire francophone Immobilier France Hotels Directory